Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 5:3 - Baiboly Protestanta Malagasy

Dia nanao fiharatra vato ho azy Josoa ka namora ny Zanak’Isiraely teo an-kavoana Haralota.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia nanao hareza vato ho azy i Josoa ka namora ny Zanak’Israely teo amin’ny havoana Haralota.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia nanao antsy vato ho azy i Josoa ka namora ny Israelita. Teo amin’ny toerana izay nantsoina hoe Gibehà-Haralôta na havoana famorana no nanaovana izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nanao antsy vato ho azy i Josoa ka namora ny Israelita. Teo amin’ny toerana izay nantsoina hoe Gibehà-Haralôta na havoana famorana no nanaovana izany.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Dia nanao antsy vato ho azy i Jôsoe, ka namory ny zanak’i Israely teo an-kavoana Aralota.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia nanao fiharatra vato ho azy Josoa ka namora ny Zanak'Isiraely teo an-kavoana Haralota.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia nanao hareza vato ho azy i Josoa ka namora ny Zanak’Israely teo amin’ny havoana Haralota.

Jereo ny toko



Josoa 5:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia naka fiharatra vato Zipora ka namora ny zanany, ary izay nesoriny dia natsipiny teo anilan’ny tongony, ka hoy izy: Efa vady azoko amin’ny fandatsahan-dra hianao.


Dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka Ahy.


TAMIN’izany andro izany no nilazan’i Jehovah tamin’i Josoa hoe: Manaova fiharatra vato ho anao, ka atombohy indray ny famorana ny Zanak’Isiraely.


Ary izao no anton’ny namoran’i Josoa azy: Ny lehilahy rehetra izay nivoaka avy tany Egypta, dia ny mpanafika rehetra, samy maty tany an-efitra teny an-dàlana, tamin’izy efa nivoaka avy tany Egypta.