Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 4:2 - Baiboly Protestanta Malagasy

Mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny olona, dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

–Mifidiana 12 lahy, iray avy isaky ny foko,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

–Mifidiana 12 lahy, iray avy isaky ny foko,

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

«Mangalà roa ambin’ny folo lahy amin’ny vahoaka, dia lehilahy iray avy isam-pokony,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Mangalà lehilahy roa ambin'ny folo amin'ny olona, dia iray avy isam-pirenena,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Makà lehilahy roa amby folo amin’ny olona, dia iray avy isam-poko,

Jereo ny toko



Josoa 4:2
8 Rohy Ifampitohizana  

ka naka vato roa ambin’ny folo, araka ny isan’ny firenen’ny zanak’i Jakoba, izay nihavian’ilay tenin’i Jehovah hoe: Isiraely no ho anaranao;


Maniraha lehilahy vitsivitsy hisafo ny tany Kanana, izay omeko ho an’ny Zanak’Isiraely; dia lehilahy iray avy isam-pirazanany no hirahinareo, ka izay samy lohan’ny fireneny avy.


Ary loholona iray avy amin’ny isam-pirenena koa no halainareo hizara ny tany.


Ary sitrako ny teny ka dia nifidy roa ambin’ny folo lahy teo aminareo aho, iray avy isam-pirenena;


koa ankehitriny mangalà lehilahy roa ambin’ny folo amin’ny firenen’Isiraely ho anareo, dia iray avy isam-pirenena;


ka mandidia azy hoe: Makà vato roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana eo amin’ilay nijoroan’ny tongotry ny mpisorona, dia ento miaraka aminareo, ka avelao eo amin’izay handrianareo anio alina.