ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran’ny faneken’i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin’ izay itoeranareo, ka manaraha azy
Josoa 3:2 - Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa afaka hateloana, dia nandeha namaky ny toby ny mpifehy Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa afaka hateloana dia nandeha namakivaky ny toby ny mpifehy DIEM PROTESTANTA Nony afaka telo andro, dia nitety ny toby ireo mpifehy vahoaka Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony afaka telo andro, dia nitety ny toby ireo mpifehy vahoaka Baiboly Katolika Nony afaka hateloana, dia nitety ny toby ny manamboninahitra, Malagasy Bible Ary rehefa afaka hateloana, dia nandeha namaky ny toby ny mpifehy La Bible en Malgache Rehefa afaka hateloana dia nandeha namakivaky ny toby ny mpifehy |
ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran’ny faneken’i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin’ izay itoeranareo, ka manaraha azy