Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Josoa 21:3 - Baiboly Protestanta Malagasy

Dia avy tamin’ny lovany no nanomezan’ny Zanak’Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin’i Jehovah.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Avy tamin’ny lovany no nanomezan’ny Zanak’Israely ny levita ireny tanàna ireny sy ny tany manodidina azy avy, araka ny didin’NY TOMPO.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia samy tamin’ny zarataniny avy no nanomezan’ny Israelita ireto tanàna ireto mbamin’ny kijàna manodidina azy mba ho an’ny Levita, araka ny baikon’ny TOMPO.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia samy tamin’ny zarataniny avy no nanomezan’ny Israelita ireto tanàna ireto mbamin’ny kijàna manodidina azy mba ho an’ny Levita, araka ny baikon’ny TOMPO.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Dia izao no tanàna sy ny tany manodidina azy, nomen’ny zanak’i Israely, avy amin’ny lovany, ho an’ny Levita, araka ny didin’i Iaveh.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia avy tamin'ny lovany no nanomezan'ny Zanak'Isiraely ny Levita izao tanàna izao sy ny tany manodidina azy avy araka ny didin'i Jehovah.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Avy tamin’ny lovany no nanomezan’ny Zanak’Israely ny levita ireny tanàna ireny sy ny tany manodidina azy avy, araka ny didin’NY TOMPO.

Jereo ny toko



Josoa 21:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Ho voaozona anie ny fahatezerany, fa nasiaka izany, Ary ny fahavinirany, fa loza izany; Hampihahakahaka azy eny amin’i Jakoba aho, Ary hanely azy eny amin’Isiraely.


Koa ny tanàna rehetra izay homenareo ny Levita dia valo amby efa-polo mbamin’ny tany manodidina azy.


ka niteny taminy tao Silo tao amin’ny tany Kanana hoe: Jehovah efa nampandidy an’i Mosesy mba homena tanàna hitoerana izahay sy tany manodidina azy ho an’ny biby fiompinay.


Dia nahazo loka ny fokon’ny Kehatita; ary ny loka azon’ny taranak’i Arona mpisorona isan’ny Levita dia tanàna telo ambin’ny folo, avy tamin’ny firenen’i Joda sy ny firenen’i Simeona ary ny firenen’i Benjamina.


Ny tanàna rehetra an’ny Levita teo anatin’ny lovan’ny Zanak’Isiraely dia valo amby efa-polo sy ny tany manodidina azy avy.