Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladian’ny tongotrareo dia ho anareo: hatramin’ny efitra sy Libanona ary hatramin’ny ony Eofrata ka hatramin’ny ranomasina andrefana no ho fari-taninareo.
Josoa 1:3 - Baiboly Protestanta Malagasy Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin’i Mosesy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin’i Mosesy. DIEM PROTESTANTA Araka izay efa nampanantenaiko an’i Mosesy, dia omeko anareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Araka izay efa nampanantenaiko an’i Mosesy, dia omeko anareo ny toerana rehetra hodiavin’ny tongotrareo. Baiboly Katolika Efa nomeko anareo avokoa, araka ny voalazako tamin’i Môizy, ny tany rehetra hodiavin’ny faladianareo. Malagasy Bible Ny tany rehetra izay hodiavin'ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin'i Mosesy. La Bible en Malgache Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladianareo dia efa nomeko anareo, araka izay voalazako tamin’i Mosesy. |
Ny tany rehetra izay hodiavin’ny faladian’ny tongotrareo dia ho anareo: hatramin’ny efitra sy Libanona ary hatramin’ny ony Eofrata ka hatramin’ny ranomasina andrefana no ho fari-taninareo.
amin’ny fanantenana ny fiainana mandrakizay izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga hatry ny fony fahagola;
Hatramin’ny efitra sy irỳ Libanona irỳ ary hatramin’ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata, ny tany rehetra izay an’ny Hetita, ka hatramin’ny Ranomasina Lehibe any andrefana no ho taninareo.
Dia nianiana tamin’izany andro izany Mosesy ka nanao hoe: Ny tany izay nodiavin’ny tongotrao dia ho lovanao sy ny taranakao tokoa mandrakizay, satria tanteraka tamin’ny fanarahana an’i Jehovah Andriamanitro hianao.