Zakaria 7:8 - Baiboly Katolika Tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Ary nisy baikon’ny TOMPOn’izao rehetra izao mba hampahatsiahivako izay efa nambarany hoe: «Manaova fitsarana marina ianareo, samia mifankatia sy mifamindrafo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy baikon’ny TOMPOn’izao rehetra izao mba hampahatsiahivako izay efa nambarany hoe: «Manaova fitsarana marina ianareo, samia mifankatia sy mifamindrafo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Jehovah nanao hoe: Malagasy Bible Ary tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Jehovah nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tonga tamin’i Zakaria ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Moa tsy eo va ireo teny nolazain’i Iaveh tamin’ny vavan’ny mpaminany fahiny, fony mbola nonenana sy nandry feizay i Jerosalema, mbamin’ny zana-bohiny manodidina azy, sady mbola nonenana koa ny Negeba sy ny Sefelah?› »
Izao no nolazain’i Iavehn’ny tafika: «Manaova fitsarana marina; samia mamindra fo sy miantra ny namany avy,