Izao no navalin’i Amôsy an’i Amasiasa: «Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; fa mpiandry omby sy mpamboly aviavy.
Zakaria 13:5 - Baiboly Katolika Hisy hilaza hoe: «Tsy mpaminany aho, fa izaho dia olona mpiasa tany; satria voavidin’olona hatry ny fony mbola kely aho.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa hilaza hoe: Tsy mpaminany aho fa mpiasa tany, satria nisy nividy ahy ho andevo fony aho mbola kely. DIEM PROTESTANTA fa samy hiteny hoe: «Tsy mpaminany aho fa mpamboly. Hatramin’ny fahatanorako no efa nananako tany!» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara fa samy hiteny hoe: «Tsy mpaminany aho fa mpamboly. Hatramin’ny fahatanorako no efa nananako tany!» Baiboly Protestanta Malagasy fa hanao hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, satria nisy nanandevo ahy, fony aho mbola kely. Malagasy Bible fa hanao hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, satria nisy nanandevo ahy, fony aho mbola kely. La Bible en Malgache fa hilaza hoe: Tsy mpaminany aho fa mpiasa tany, satria nisy nividy ahy ho andevo fony aho mbola kely. |
Izao no navalin’i Amôsy an’i Amasiasa: «Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; fa mpiandry omby sy mpamboly aviavy.
Ary hisy hilaza aminy hoe: «Ka inona itony ratra amin’ny tananao itony?» ary hovaliany hoe: «Ny nahavoa ahy toy izao dia tao an-tranon’ny sakaizako.»