«Hotahin’ny Andriamanitr’i Israely anie ianao, fa zanak’olona tsara fanahy loatra, marina sy matahotra an’Andriamanitra ary manao fiantrana betsaka.