Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 9:8 - Baiboly Katolika

Nony niditra tao an-tranon-dRagoela i Gabelosa, indro eo am-pihinanana i Tobia, ka nitsangana niaraka tamin’izay izy, dia nifanoroka teo izy ireo, ary nitomany i Gabelosa vao nisaotra an’Andriamanitra nanao hoe:

Jereo ny toko



Tôbita 9:8
0 Rohy Ifampitohizana