Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 9:5 - Baiboly Katolika

Hitanao ihany koa anefa, ilay nataon-dRagoela niangavy mafy tamiko hijanona eto, ka tsy mahay mandà ny fiangaviany aho.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niaraka tamin’ny mpanompo efatra sy rameva roa tokoa i Rafaela no lasa nankany Ragao, tanànan’i Media, ary niantrano tao amin’i Gabaela iny alina iny. Nomen’i Rafaela azy ny taratasim-pifanekena voasonia; ary notantarainy taminy fa i Tôbià zanakalahin’i Tôbita, dia nahazo vady ka manasa azy amin’ny lanonana fampakaram-bady. Teo no ho eo ihany i Gabaela dia nanisa ny kitapom-bola izay voaisy tombokase; ary nakarina teo ambony rameva ireo.

Jereo ny toko



Tôbita 9:5
0 Rohy Ifampitohizana