Tôbita 9:3 - Baiboly Katolika Kanefa ity mbola misy zavatra anankiray angatahiko aminao koa: Makà biby mpitondra entana sy mpanompo koa, ka mandehana mankany amin’i Gabelosa, any Ragesa, tanànan’i Meda; avereno aminy ity sorany ity, dia raiso ny vola any aminy, ary angataho izy ho atỳ amin’ny fampakaram-badiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fantatrao fa tsy mitsaha-manisa andro ny raiko mandra-piveriko. Raha tàhiny taraiky andro anankiray aho, dia hampalahelo azy mafy. Hitanao koa fa efa nanao fianianana i Ragoela mba tsy hahazoako mihetsika; ary tsy afa-manohitra izany aho. |