Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 9:2 - Baiboly Katolika

na dia hanolo-tena ho andevonao aza aho, mbola tsy ho ampy fankasitrahana ny fikarakarana rehetra nataonao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

–Ry Hazarià sakaizako, makà mpanompo efatra sy rameva roa hiaraka aminao, ka mandehana mankany amin’i Gabaela any Ragao. Omeo azy ilay taratasy voasonia mba hahazoanao ny petra-bola. I Gabaela kosa hoentinao miaraka aminao mba hankaty amin’ny fampakaram-badiko.

Jereo ny toko



Tôbita 9:2
0 Rohy Ifampitohizana