Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:9 - Baiboly Katolika

Ary ankehitriny, ry Tompo, fantatrao fa tsy mba ny hanarana ny filàn’ny nofoko no angalako an’ity anabaviko ity ho vadiko, fa noho ny faniriako ta hamela taranaka izay hidera ny Anaranao amin’ny toerana rehetra ihany.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia natory izy roa tamin’iny alina iny.

Jereo ny toko



Tôbita 8:9
0 Rohy Ifampitohizana