Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:7 - Baiboly Katolika

Hoy i Tobia: «Ry Tompo Andriamanitry ny razanay, hisaotra anao anie ny tany aman-danitra, ny ranomasina, ny loharano sy ny ony, mbamin’ny zava-boaary rehetra ao aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ankehitriny, Tompo ô, tsy faniriana no nahatonga ahy haka ity havako ity ho vady fa ny firaiketam-po aminao. Koa mba amindrao fo ny tenako sy ny tenany, ary omeo anay roa ny hiaraka ho tratra antitra.

Jereo ny toko



Tôbita 8:7
0 Rohy Ifampitohizana