Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:5 - Baiboly Katolika

Fa zanaky ny olo-masina, ka tsy mahazo miray araka ny fanaon’ireo firenena tsy mahalala an’Andriamanitra.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nitsangana i Sarà; ary nanomboka nivavaka sy nitalaho izy roa mba harovan’ny Tompo. Ka hoy i Tôbià hoe: –Ankalazaina Ianao, ry Andriamanitry ny razanay; ankalazaina ny anaranao amin’ny taona rehetra ho avy. Hankalaza Anao anie ny lanitra sy ny voaary manontolo amin’ny taona rehetra!

Jereo ny toko



Tôbita 8:5
0 Rohy Ifampitohizana