Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:24 - Baiboly Katolika

Nomen-dRagoela ho an’i Tobia ny antsasaky ny fananany rehetra, sady nandahatra an-tsoratra koa izy, fa rehefa maty izy ireo, ny antsasany sisa dia tsy maintsy ho lasan-ko fananan’i Tobia ihany koa.

Jereo ny toko



Tôbita 8:24
0 Rohy Ifampitohizana