Nampamono omby vavy roa matavy koa izy sy ondralahy efatra, hanaovana sakafo ho an’ny manodidina azy rehetra, mbamin’ny sakaizany rehetra.