Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:21 - Baiboly Katolika

Ary nilaza tamin’ny vavy izy hanomana fihinanam-be, sy hanomana ny zavatra rehetra ilain’ny mpivahiny, momba ny vatsiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Raiso dieny izao ny antsasa-pananako, ary hiverina soa aman-tsara any an-tranon-drainao ianao. Ny antsasany hafa kosa dia ho anareo roa, rehefa maty ny tenako sy ny vadiko. Mahereza, anaka, fa ray ho anao ny tenako ary reny ho anao i Ednà. Miraiki-po aminao sy amin’ny vadinao izahay, dieny izao ka ho mandrakizay. Mahereza, anaka!

Jereo ny toko



Tôbita 8:21
0 Rohy Ifampitohizana