Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:2 - Baiboly Katolika

Tsaroan’i Tobia ny tenin’ny Anjely, ka nangalany ny atin-kazandrano tao an-kitapony, nataony teo ambony vain’afo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izay i Tôbià dia nahatsiaro ny tenin’i Rafaela, ka naka ny fo aman’atin-trondro tao an-kitapony ary nametraka azy teo ambony vainafo fandoroana ditin-kazo manitra.

Jereo ny toko



Tôbita 8:2
0 Rohy Ifampitohizana