Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:15 - Baiboly Katolika

Dia naniraka ny iray amin’ny ankizivaviny i Anà. Nony niditra tao amin’ilay efitrano io, indreo ry zareo tsy maninon-tsy maninona samy matory avy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nankalaza an’ilay Andriamanitry ny lanitra i Ragoela ka nanao hoe: –Ankalazaina Ianao, Andriamanitra ô, ankalazain’ireo rehetra madio fo. Aoka izy hankalaza Anao amin’ny taona rehetra!

Jereo ny toko



Tôbita 8:15
0 Rohy Ifampitohizana