«Iraho ny iray amin’ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan’ny vaky masoandro.»
Ka nivoaka ny efitrano izy ary nampandre an’i Ragoela mivady hoe: –Velona aina i Tôbià! Tsy nisy loza nihatra akory!