Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:12 - Baiboly Katolika

fa hoy izy: «Mety hanjò an’io koa ny nanjò an’ireo fito lahy vadiny izay nandeha hanatona azy.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

sy nilaza taminy hoe: –Mba aniraho anankiray amin’ireo mpanompovavy hankao an’efitrano ka hijery raha mbola velona aina i Tôbià. Raha tàhiny kosa maty izy, dia ho azontsika atao ny handevina azy tsy hisy mpahalala.

Jereo ny toko



Tôbita 8:12
0 Rohy Ifampitohizana