Vao maneno akoho dia nasain-dRagoela tonga ny mpanompony ka niara-nandeha taminy hihady fasana ireo,
Rehefa voahady ny fasana, dia niverina tao an-trano i Ragoela ary niantso ny vadiny