Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 8:10 - Baiboly Katolika

Ary hoy i Sarà: «Mamindrà fo aminay, Tompo ô, mamindrà fo aminay, enga anie ka ho tratra antitra ho salama tsy marofy izahay roroa.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Taorian’izany i Ragoela no niarina sy niantso an’ireo lehilahy mpanompony, ka niara-nandeha taminy hihady fasana; satria hoy i Ragoela anakampony: «Raha maty ilay tovolahy, dia ho voaeso sy ho voatevateva izahay!»

Jereo ny toko



Tôbita 8:10
0 Rohy Ifampitohizana