Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:21 - Baiboly Katolika

Amin’ny alina fahatelo dia horaisinao ny tso-drano nampanantenaina ny taranany hiterahanareo zanaka matanjaka. Rehefa afaka ny alina fahatelo dia raiso amim-pahatahorana ny Tompo razazavavy, ka aoka ny fanirian-janaka no hitarika anao fa tsy ny filan’ny nofo, mba hahazoanao ao amin’ny zanakao, ny tso-drano nampanantenaina ny taranak’i Abrahama.»

Jereo ny toko



Tôbita 6:21
0 Rohy Ifampitohizana