Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:8 - Baiboly Katolika

ary hosory faingana amin’ilay aferon-kazandrano nentinao ny masony, satria fantaro fa hisokatra eo no ho eo ny masony ka hahita ny hazavan’ny lanitra ny rainao, sy ho feno hafaliana amin’ny fahitana anao.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Asio ilay aferon-trondro ny masony, fa izany fanafody izany dia hiasa amin’ny pentina fotsy ary hampiendaka azy hiala teo amin’ny masony; dia hahita mazava indray ny rainao.

Jereo ny toko



Tôbita 11:8
0 Rohy Ifampitohizana