Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:5 - Baiboly Katolika

Tamin’izany i Anà, nandeha isan’andro, nipetraka teo amoron-dalana, tamin’izao havoana kely izao, fa mahatazan-davitra eo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’izay i Hanà dia nipetraka teo amoron’ny lalana izay tokony hiverenan’i Tôbià ary nitazantazan-davitra.

Jereo ny toko



Tôbita 11:5
0 Rohy Ifampitohizana