Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:4 - Baiboly Katolika

Nankasitrahin’i Tobia izany hevitra izany, ka hoy i Rafaely taminy: «Mitondrà eo aminao amin’ny aferon-kazandrano, fa misy hilanao an’izany»; dia naka tamin’izany afero izany i Tobia, ary niainga izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia niara-nandeha hialoha lalana tokoa i Rafaela sy i Tôbià. Ka nilazan’i Rafaela i Tôbià mba hivonona hampiasa ny aferon-trondro. Ilay alikan’i Tôbià kosa nanaraka taorian’izy ireo.

Jereo ny toko



Tôbita 11:4
0 Rohy Ifampitohizana