Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:3 - Baiboly Katolika

ka raha sitrakao andeha isika hialoha, fa avelao ny ankizy lahy no handeha kelikely isan’andro ato aoriana, miaraka amin’ivadinao sy ireto biby fiompinao.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ndeha isika hialoha lalana ny vadinao mba hanomankomanana ny trano alohan’ny hahatongavan’i Sarà sy ny olon-kafa rehetra.

Jereo ny toko



Tôbita 11:3
0 Rohy Ifampitohizana