Notantarain’i Tobia tamin-drainy aman-dreniny ny soa rehetra natolotr’Andriamanitra azy, tamin’ny nataon’ity lehilahy nitari-dalana azy.
I Ahikara sy i Nadaba, izay samy zana-drahalahin’i Tôbita, dia tonga teo aminy koa ary nifaly.