Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:18 - Baiboly Katolika

Hafitoana taorian’izany, dia tonga koa i Sarà sy ny mpanompony rehetra samy salama tsara, mbamin’ny biby fiompiny aman-drameva ary ny vola rehetra tamin’ny fanambadiany, sy ilay naverin’i Gabelosa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’io andro io dia fifaliana no teo anivon’ireo Jiosy rehetra tao Ninive.

Jereo ny toko



Tôbita 11:18
0 Rohy Ifampitohizana