Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 11:17 - Baiboly Katolika

Hoy i Tobia: «Misaotra Anao aho, ry Tompo Andriamanitr’i Israely, fa nofaizinao aho, dia nositraninao indray; ary indro mahita an’i Tobia zanako aho.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony injay izy tonga teo akaikin’i Sarà, vadin’i Tôbià zanany, dia nitsodrano azy ka niteny hoe: –Arahaba tonga soa ianao, ry zanako vavy! Hankalazaina anie ilay Andriamanitrao fa nitondra anao ho aty aminay! Hotahîna anie ny rainao, hotahina anie i Tôbià zanako, ary hotahîna anie ianao, ry zanako vavy! Mandrosoa ao an-tranonao, fa raisina soa aman-tsara ao ianao, mandrosoa ombàm-pitahiana sy hafaliana ianao, ry zanako vavy!

Jereo ny toko



Tôbita 11:17
0 Rohy Ifampitohizana