Niaraka tamin’izay, nalain’i Tobia ny aferon-kazandrano, ka nohosorany tamin’io ny mason-drainy.
Tamin’izay i Tôbita dia niantoraka teo am-bozon’i Tôbià, ka sady nitomany no niteny hoe: –Hitako ianao, anaka, ianao izay nampahazava ny masoko.