Hoy kosa i Ragoela tamin’i Tôbià: –Mijanòna re, anaka, mijanòna eto amiko, fa handefasako iraka i Tôbita rainao mba hampahafantatra azy ny momba anao. Fa novalian’i Tôbià hoe: –Tsy izany akory, fa miangavy anao aho mba hamela ahy hiverina any amin-draiko.