Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 10:8 - Baiboly Katolika

I Ragoela anefa nilaza tamin’ny vinantony hoe: «Mijanòna eto, fa haniraka ho any amin’i Tobia rainao aho, hilaza ny fahasalamanao».

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa tapitra ny efatra ambin’ny folo andro nianianan’i Ragoela hatokana ho an’ny fampakarana ny zanany vavy, dia lasa i Tôbià nilaza tamin’ny rafozan-dahiny hoe: –Mba avelao aho handeha! Fantatro manko fa tsy matoky ny hahita ahy intsony ny ray aman-dreniko. Koa miangavy anao aho mba hamela ahy hiverina any amin-draiko. Efa nampahafantariko anao ny toe-pahasalamany fony izy nilaozako.

Jereo ny toko



Tôbita 10:8
0 Rohy Ifampitohizana