Nanana ny zavatra rehetra izahay raha nanana anao irery, ka tsy tokony ho nataonay lavitra anay ianao.»
–Indrisy, anaka, inona foana no namelako anao handeha! Ianao no nampibaliaka ny masoko!