Tôbita 10:4 - Baiboly Katolika Ireniny indrindra no namarin-dranomaso tsy an-kijanona nanao hoe: «Indrisy! Indrisy! anaka, inona foana re no nanirahanay anao any lavitra any, nefa ianao no fahazavan’ny masonay, tohan’ny fahanteranay, fanalana alahelonay amin’ny andro iainanay, ary hianteheranay tsy hahafaty maso anay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary i Hanà vadiny dia niteny hoe: –Maty izay ny zanako ary efa tsy anisan’ny velona intsony! Dia nanomboka nitomany sy nidradradradra ravehivavy teo am-pieritreretana an-janany, ka nanao hoe: |