Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 10:11 - Baiboly Katolika

«Ho eny amin’ny lalana alehanareo anie ny Anjely masin’ny Tompo, ka hitari-dalana anareo mandra-pahatonganareo soa aman-tsara any aminareo; hiadana tsara anie no aoka hahitanareo ny zavatra rehetra any amin-dray aman-dreninareo, ary hahita ny zanakareo alohan’ny hahafatesako anie ny masoko.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Navelan’i Ragoela handeha soa aman-tsara izy rehetra, ary nataony veloma i Tobià ka nilazany hoe: –Salamà tsara ianao, anaka; ary soava dia. Ilay Tompon’ny lanitra anie hanambina anao sy i Sarà vadinao amin’ny dia! Ary enga anie aho hahita ny zanakareo alohan’ny hahafatesako!

Jereo ny toko



Tôbita 10:11
0 Rohy Ifampitohizana