Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 10:10 - Baiboly Katolika

Mbola niangavy fatratra tamin’i Tobia ihany indray anefa izy, fa tsy nisy neken’io izay nataony antony, ka natolony azy i Sarà, mbamin’ny antsasak’izay nananany rehetra, na ankizy lahy, na ankizy vavy, na biby fiompy, na rameva na ombivavy, na vola izay nananany be, dia navelany handeha izy, salama tsara sy feno hafaliana, nataony hoe:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Teo no ho eo dia natolotr’i Ragoela tamin’i Tôbià i Sarà vadiny ary nomeny azy koa ny antsasak’izay rehetra nananany: dia mpanompolahy sy mpanompovavy, omby sy ondry ary boriky sy rameva, akanjo sy fanaka isan-karazany ary vola.

Jereo ny toko



Tôbita 10:10
0 Rohy Ifampitohizana