Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 10:1 - Baiboly Katolika

Nony mbola nahemotremotr’i Tobia ny fiaingany, azon’ny fampakaram-bady, dia velona ahiahy erỳ i Tobia rainy: «Avy amin’inona, hoy izy anakampo, no tratra ela ny zanako? Inona no antony mitana azy amin’izany tany izany?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Isan’andro vaky kosa i Tôbita dia manombantombana ny fotoana ilaina handehanana mankany Ragao sy hiverenana avy any. Rehefa tapitra izany fotoana izany, dia tsy mbola tafaverina ihany ny zanany lahy;

Jereo ny toko



Tôbita 10:1
0 Rohy Ifampitohizana