Romana 1:1 - Baiboly Katolika
I Paoly mpanompon’i Kristy Jesoa, voaantso ho Apôstôly, sy voatokana hitory ny Evanjelin’Andriamanitra, -
Jereo ny toko
I Paoly, mpanompon’i Jesosy Kristy, voaantso ho Apostoly, voatokana ho amin’ny Filazantsaran’Andriamanitra
Jereo ny toko
Avy amiko Paoly mpanompon’i Kristy Jesoa ity taratasy ity, dia izaho nantsoin’Andriamanitra ho apôstôly, ary natokany mba hampahafantatra ny Vaovao Mahafaly avy aminy.
Jereo ny toko
Avy amiko Paoly mpanompon’i Kristy Jesoa ity taratasy ity, dia izaho nantsoin’Andriamanitra ho apôstôly, ary natokany mba hampahafantatra ny Vaovao Mahafaly avy aminy.
Jereo ny toko
PAOLY, mpanompon’i Jesosy Kristy, voantso ho Apostoly, voatokana ho amin’ny filazantsaran’Andriamanitra,
Jereo ny toko
Paoly, mpanompon'i Jesosy Kristy, voantso ho Apostoly, voatokana ho amin'ny filazantsaran'Andriamanitra,
Jereo ny toko
I Paoly, mpanompon’i Jesosy Kristy*, voaantso ho Apostoly, voatokana ho amin’ny Filazantsaran’Andriamanitra
Jereo ny toko