Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 7:81 - Baiboly Katolika

vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra odorana;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo;

Jereo ny toko



Nomery 7:81
2 Rohy Ifampitohizana  

lovia kely volamena iray, 10 sikla, feno zava-manitra;


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota;