Nomery 7:75 - Baiboly Katolika vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo; Baiboly Protestanta Malagasy vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Malagasy Bible vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; La Bible en Malgache vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo; |