Inona no hoentiko hanoloana an’i Iaveh sy hiankohoka eo anatrehan’ny Andriamanitry ny any ambony? Hanoloana azy mitondra sorona dorana va aho dia zanak’omby efa iray taona?
Nomery 7:51 - Baiboly Katolika vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray taona iray, ho fanatitra dorana manontolo; Baiboly Protestanta Malagasy vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Malagasy Bible vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; La Bible en Malgache vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray taona iray, ho fanatitra dorana manontolo; |
Inona no hoentiko hanoloana an’i Iaveh sy hiankohoka eo anatrehan’ny Andriamanitry ny any ambony? Hanoloana azy mitondra sorona dorana va aho dia zanak’omby efa iray taona?