Nomery 7:33 - Baiboly Katolika vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, sorona dorana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo; Baiboly Protestanta Malagasy vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Malagasy Bible vantotr'ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; La Bible en Malgache vantotra ombilahy iray, ondrilahy iray, zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana manontolo; |
no nanoloran’i Kristy ny Tenany indray mandeha koa mba hanala ny fahotan’ny maro, sy mbola hisehoany tsy amin’ota fanindroany mba hamonjy izay miandry Azy.