Ary i Nôe dia nanorina ôtely ho an’i Iaveh, ka naka tamin’ny biby madio rehetra mbamin’ny vorona madio rehetra, dia nanolotra sorona dorana teo ambony ôtely.
Nomery 7:21 - Baiboly Katolika vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo; Baiboly Protestanta Malagasy ary vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak’ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; Malagasy Bible ary vantotr'ombilahy iray sy ondrilahy iray sy zanak'ondry iray izay iray taona, ho fanatitra dorana; La Bible en Malgache ary vantotra ombilahy iray sy ondrilahy iray ary zanak’ondry iray izay iray taona kosa no ho fanatitra dorana manontolo; |
Ary i Nôe dia nanorina ôtely ho an’i Iaveh, ka naka tamin’ny biby madio rehetra mbamin’ny vorona madio rehetra, dia nanolotra sorona dorana teo ambony ôtely.
Koa mangataka aminareo aho, ry kristianina havana, noho ny famindram-pon’Andriamanitra, samia re manolotra ny tenanareo amin’Izy Tompo, ho sorona velona, masina, ankasitrahiny; fa izany no fanompoam-panahy mety hataonareo aminy.
Ary mandehana amin’ny fitiavana tahaka an’i Kristy, izay nanolo-tena tamin’Andriamanitra noho ny fitiavany antsika mba ho sorona amam-panatitra mani-pofona hamonjy antsika.