Hanokana ho an’i Iaveh ny andro haha-nazareàna azy, ary hanatitra zanak’ondry anankiray, efa iray taona, izy, ho fanati-panonerana; ary ny andro teo aloha dia ho very noho ny fitokanany efa voaloto.
Nomery 6:13 - Baiboly Katolika «Izao no lalàna mahazo ny nazareàna: Rehefa tapitra ny andro maha nazareàna azy, dia asaina mankeo am-baravaran’ny trano lay fihaonana izy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no lalàna ny amin’ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany dia hoentina ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana izy; DIEM PROTESTANTA «Izao no lalàna ny amin’ny nazirita, rehefa tapitra ny andro naha nazirita azy. Hoentina mankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana izy Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Izao no lalàna ny amin’ny nazirita, rehefa tapitra ny andro naha nazirita azy. Hoentina mankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana izy Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no lalàna ny amin’ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany, dia ho entina ho eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana izy; Malagasy Bible Ary izao no lalàna ny amin'ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany, dia ho entina ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana izy; La Bible en Malgache Ary izao no lalàna ny amin’ny Nazirita: Rehefa tapitra ny andro fitokanany dia hoentina ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana izy; |
Hanokana ho an’i Iaveh ny andro haha-nazareàna azy, ary hanatitra zanak’ondry anankiray, efa iray taona, izy, ho fanati-panonerana; ary ny andro teo aloha dia ho very noho ny fitokanany efa voaloto.
Dia nentin’i Paoly ireo lehilahy ireo, ka nony ampitso rehefa niara-nandio tena taminy izy, dia niditra tao an-Tempoly nilaza fa tapitra ny andro hahatanterahan’ny fandiovan-tena, dia tonga tao izy mandra-panatitra ny fanatitra ho an’ny isan-dahy.
Nony efa ho tapitra ny hafitoana, dia nahita an’i Paoly tao an-Tempoly ny Jody avy tany Azia, ka sady nampikorontana ny vahoaka rehetra no nisambotra azy tamim-piantsoana hoe: