Nomery 5:26 - Baiboly Katolika
Ary handraofany eran-tanana ila hatao fanati-pahatsiarovana izany fanatitra izany, ka hodorany hanetona eo ambonin’ny ôtely; raha efa izany dia hampisotroiny an-dravehivavy ny rano.
Jereo ny toko
Dia horaofin’ny mpisorona ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ny fanatitra ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara; rehefa afaka izany, vao hampisotroiny io rano io Ravehivavy.
Jereo ny toko
Hangalan’ny mpisorona eran’ny tanana, ho fampahatsiarovana ny TOMPO izany fanatitra izany ka hodorany hanetona eo amin’ny alitara; izay vao hampisotroiny an-dravehivavy ny rano.

Dia horaofin’ny mpisorona ny fanati-pahatsiarovana avy amin’ny fanatitra ka hodorany ho fofona eo ambonin’ny alitara; ary rehefa afaka izany, dia hampisotroiny io rano io ravehivavy.
Jereo ny toko
Dia horaofin'ny mpisorona ny fanati-pahatsiarovana avy amin'ny fanatitra ka hodorany ho fofona eo ambonin'ny alitara; ary rehefa afaka izany, dia hampisotroiny io rano io ravehivavy.