Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 4:17 - Baiboly Katolika

Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh ka nanao hoe:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna:

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hoy indray ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko



Nomery 4:17
2 Rohy Ifampitohizana  

I Eleazara zanak’i Aarôna mpisorona, no hitandrina ny diloilon’ny fanaovan-jiro, ny zava-manitra mani-pofona, ny fanatitra tsy tapaka ary ny diloilo fanosorana, dia hitandrina ny Fonenana manontolo mbamin’izay rehetra ao anatiny, ny fitoerana masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy.


Tandremo sao voafongotra ny fokon’ny fianakavian’ny Kaatita eo afovoan’ny Levita.