Nomery 35:12 - Baiboly Katolika
Izany tanàna izany, dia ho fialofana ho anareo tsy ho azon’ny mpamaly ra; mba tsy hovonoina, alohan’ny hisehoany hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana izay nahafaty olona.
Jereo ny toko
Ho fialofana ho anareo izany tanàna izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra ka tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana.
Jereo ny toko
Ireo tanàna ireo no ho fialokalofana mba hahafahanareo mandositra ny mpamaly faty; ka tsy ho faty izay nahafaty olona alohan’ny hisehoany fitsarana eo anatrehan’ny fiangonana.

Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon’ny mpamaly ra izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana.
Jereo ny toko
Dia ho fandosirana ho anareo mba tsy ho azon'ny mpamaly rà izany tanàna izany, mba tsy ho faty izay nahafaty olona mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan'ny fiangonana.
Jereo ny toko
Ho fialofana ho anareo izany tanàna izany mba tsy ho azon’ny mpamaly ra ka tsy ho faty izay nahafaty olona, mandra-pisehony hotsaraina eo anatrehan’ny fiangonana.
Jereo ny toko